MANDAITRA VE NY ODY?
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny ody e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala ny milaza fa misy tokoa ny atao hoe ody gasy, misy koa tsy gasy fa ody inoan’ny olona tsy gasy…Maro ny olona no mampiasa azy io sy ny miantehitra amin’ny heriny. Fa moa ve tena mandaitra tokoa izy io sa manakory? (tohiny)